|
|
|
|

Teny iditra1 aredona
Fototeny  2redona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara. [1.1]
Ohatra  5 Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. [2.245#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12