|
|
|
|
Teny iditra
1
aredaka
Fototeny
2
redaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao miredaka, midedaka, midedadeda.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
aredaka
, aredako, aredakao, aredany, aredatsika, aredakay, aredakareo, aredak', areda-
6
Ny lasa :
naredaka, naredako, naredakao, naredany, naredatsika, naredakay, naredakareo, naredak', nareda-
7
Ny hoavy :
haredaka, haredako, haredakao, haredany, haredatsika, haredakay, haredakareo, haredak', hareda-
8
Filaza mandidy :
aredaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12