|
|
|
|

Teny iditra1 aravona
Fototeny  2ravona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano.
5Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be levelled; to be averaged. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 aravona, 13 arovana, 14 voanara, 15 voarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12