|
|
|
|

Teny iditra1 aravaka
Fototeny  2ravaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandravaka: Raozy sy lisy aravaka ny latabatra hisakafoan' ny mpanambady. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 aravaka, 10 avaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12