|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 aratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite
[1.1] 4 endrika iray isehoan'ny angovo [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [haratra] electrical energy (a variant of varatra)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [haratra] énergie électrique (une variante de varatra)
[1.8] 7 électricité [1.13] |
| Ohatra |
8 Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra.
[2.445#]
|
| Voambolana | 9 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 52 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 11 aratra |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 [Betsimisaraka] hazo mitsivalana amin'ny trano
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 14 aratra |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Betsimisaraka] simba
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 17 aratra |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 [Tankarana] il est à souhaiter que.
[1.19] |
| Tovy hevitra | 20 andratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|