|
|
|
|

Teny iditra1 arangotra
Fototeny  2rangotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandrangotra, mandratra na manakiaka amin' ny hoho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on égratigne, on s'accroche. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 arangotra, 11 arongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12