|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arakotra |
| Fototeny | 2rakotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5used of that employed as a cover..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avec quoi on couvre.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpína arakotra azy.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 arakotra, 13 arokatra, 14 toraraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|