|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arafitra |
| Fototeny | 2rafitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Araikitra, ampiadina, apetaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole..
[1.2] 6to be constructed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7à construire, à ajuster, à faire quereller.
[1.3] 8qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble. [1.8] |
| Ohatra |
9 nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra;
[2.48]
10 ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 afaritra, 16 arafitra, 17 arifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|