|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 arabe
Singan-teny  2araka, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Lalana lehibe.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ara-be] 6An open space or road through a camp or village, the main road.. [1.2]
7a street, a road. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8rue, avenue. [1.8]
9route. [1.13]
Voambolana  10 Toe-karena: fanorenana
Sary 

Teny iditra (2/2)11 arabe    
Sokajin-teny  12 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13arabo.
14Langue arabe: fiteny arabo.
15Chiffres arabes: marika arabo. [1.4]
16olona teraky ny Taolatra.
17momba na avy any Arabie.
18Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc.. [1.9]

Fivaditsoratra  19 arabe, 20 barea

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11