|
Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina [1.1]
|
Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1]
|
an Arab. See [1.2]
|
an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7]
|
Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [1.8]
|
Arabe [tohiny 1.5]
|
|