|
|
|
|

Teny iditra1 apotsitra
Fototeny  2potsitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mamotsitra, mamaky (na vay izany, ohatra, na zavatra afenina). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on crève, on dévoile. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 apotsitra, 11 potsiatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12