|
|
|
|

Teny iditra1 apotsaka
Fototeny  2potsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy.
5Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 apotsaka, 11 taposaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12