|
|
|
|
Teny iditra
1
apotikana
Fototeny
2
potikana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Asaina mipatikana, mihataka tsisy mahita.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
apotikana
, apotikako, apotikanao, apotikany, apotikantsika, apotikanay, apotikanareo, apotikan', apotikan-, apotikam-, apotika-
6
Ny lasa :
napotikana, napotikako, napotikanao, napotikany, napotikantsika, napotikanay, napotikanareo, napotikan', napotikan-, napotikam-, napotika-
7
Ny hoavy :
hapotikana, hapotikako, hapotikanao, hapotikany, hapotikantsika, hapotikanay, hapotikanareo, hapotikan', hapotikan-, hapotikam-, hapotika-
8
Filaza mandidy :
apotikano
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12