|
|
|
|

Teny iditra1 aporotsaka
Fototeny  2porotsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely.
5Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12