|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aporitsaka |
| Fototeny | 2poritsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Avala hianjera, hikorotsaka: Iny nisy vola ariary zato naporitsany avy tany anaty lambany.
5Avala handositra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 aporitsaka, 11 torapasika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|