|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aporiatra |
| Fototeny | 2poriatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy ho tonga vao naporiatrany ny soavaly ka diso aoriana loatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à faire fuir, à faire échapper.
[1.3#491] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|