|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 apokrifa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny boky atao hoe apokrifa dia tsy mba hita ao amin' ny Baiboly Hebreo ka dia tsy mba novakina tao amin' ny Synagoga ....
[1.38#116] 4Atao hoe Apokrifan'ny Baiboly na Boky apokrifa na Soratra apokrifa na Apokrifa fotsiny ireo boky nosoratana ho boky masina nefa tsy voaray ho ao amin'ny lisitry ny boky ekena ho filamatry ny finoana ao amin'ny Baiboly kristiana na amin'ny Baiboly jiosy. 5Izany lisitra izany no atao hoe kanona. 6Tsy mitovy ny fampiasan'ny Katolika sy ny Protestanta ny teny hoe apokrifa. 7Samy manana ny lisitry ny boky ataony hoe apokrifa ny fanontana Baiboly tsirairay.. [5.mg.https://mg.wikipedia.org/wiki/Apokrifan%27ny_Baiboly] 8Ny boky apokrifa dia ireto: Tobia, Jodita, 1 Makabeo, 2 Makabeo, Fahendrena, Eklesiastika, Baroka.. [3.1] |
| Voambolana | 9 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 10deoterokanonika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|