|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 apoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4See hohoka.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5état de celui qui est étendu de tout son long.
6grosseur d'un arbre. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 apoka |
| Fototeny | 14poka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 21 apoka, 22 kapao, 23 opaka, 24 paoka, 25 poaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|