|
|
|
|

Teny iditra1 apika
Fototeny  2pika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano.
5Alefa, avela handositra: Napikan' ny olona indray ilay mpangalatra.
6Aforitra, hidiana: Napikany ny elo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7used of an umbrella or pocket-knife to be closed.. [1.2]
8to be closed, as a pocket knife or an umbrella. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on ferme comme un canif ou un parapluie. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14pihina

Fivaditsoratra  15 apika, 16 paika, 17 piaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12