|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aparitaka |
| Fototeny | 2paritaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5same as apariaka.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka.
[2.472]
7 Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445] 8 Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13apariaka |
| Teny iditra (2/2) | 14 aparitaka |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] 16distributif. [1.13] |
| Voambolana | 17 Matematika: alijebra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|