|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 apariaho |
| Fototeny | 2pariaka |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apariaka [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana, apariaho!
[1.219]
5 Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia apariaho betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy. [2.366] |
| Tovy hevitra | 6aparitaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
|