|
|
|
|

Teny iditra1 aparasaka
Fototeny  2parasaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny vola iray hetsy.
5Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be spilled. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12