|
|
|
|
Teny iditra
1
aoza
Fototeny
2
oza
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Enti-manasa, manontsana:
Tsy misy rano aoza tanana akory
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
aoza
, aozako, aozanao, aozany, aozantsika, aozanay, aozanareo, aozan', aozan-, aozam-
6
Ny lasa :
naoza, naozako, naozanao, naozany, naozantsika, naozanay, naozanareo, naozan', naozan-, naozam-
7
Ny hoavy :
haoza, haozako, haozanao, haozany, haozantsika, haozanay, haozanareo, haozan', haozan-, haozam-
8
Filaza mandidy :
aozao
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12