|
|
|
|

Teny iditra1 aostralianina
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao.
4Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia. [1.1]
5Australian. [1.1]
6australien, australienne. [1.1]
Voambolana  7 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8 aostralia, 9 aostralia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02