|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aositritsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-borona avo no sady lava tenda, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an' andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan' ora.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|