|
|
|
|

Teny iditra1 aongotra
Fototeny  2ongotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manongotra: Tandra no aongotra ny nify raha mafy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on arrache. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 aongotra, 11 arongato, 12 atangoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12