|
|
|
|

Teny iditra1 aongana
Fototeny  2ongana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano.
5Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa.
6Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc.. [1.2]
8to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 aongana, 15 goanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12