|
|
|
|

Teny iditra1 aonena
Fototeny  2onena
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny olona ampihetsehim-po, atao tonga onena, mihetsi-po. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu’on impressionne, à attendrir. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 anenao, 10 aonena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12