|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aombotra |
| Fototeny | 2ombotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina manongotra, manala amin-kery: Tandramokitra no naombotra ilay fantsika vao afaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ce dont on se sert pour arracher.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 aombotra, 11 orambato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|