|
|
|
|

Teny iditra1 aofana
Fototeny  2ofana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga mafimafy kokoa; hamafisina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be tempered, to be hardened.. [1.2]
6to be tempered; to be trained. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on trempe (métal); qu'on entraîne. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 afanao, 13 aofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12