|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsorohina |
| Fototeny | 2antsoroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina eo an-tsoroka.
5Raisina ho adidy, iadidiana, iandraiketana: Antsorohy ny famokarana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be taken up on the shoulder.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on porte sur l'épaule.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12azo antsorohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|