|
|
|
|

Teny iditra1 antsontsany
Fototeny  2tsontsa
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4jereo tsontsa. [1.1#99]
Ohatra  5 Aza manao antsontsany amin' ny vadinao (aza mila ady amin' ny zavatra tsinontsinona. [2.436#]
Kamban-teny rehetra  6mila antsontsany
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02