|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antsody
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanodinana ny kofehy na ny landy amin' ny ampela na ny volotara; famolesana ny akoran-dandy ho tonga kofehy.. [1.1]
4horona-mpampita voaefitra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5the winding off from hanks to a reel.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6bobine. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  15 Haitao
Mpanahaka  16 antsodyakromatika, 17 antsodyvoalohany
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)19 antsody
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21jereo sodina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02