|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsipika |
| Singan-teny | 2 antsy, 3 pika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan' antsy izay misy lelany mety mipika ka misisika ao anaty tahony efa voavoatra ho amin' izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A knife whose blades open and shut, hence a pocket-knife or penknife.
[1.2] 7 [antsy pika] a folding pocket knife [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 [antsy pika] canif
[1.8] |
| Voambolana | 9 Fitaovam-piasana |
| Fivaditsoratra | antsipika, 10 tsinipaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|