|
|
|
|

Teny iditra1 antsingora
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3antsantsa, trondro lehibe sady masiaka eny an-dranomasina. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4requin.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5 Haibiby: trondro

Fivaditsoratra  6 antsangory, 7 antsingora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12