|
|
|
|

Teny iditra1 antsikely
Singan-teny  2antsy, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Petit couteau, canif, grattoir. [1.3]
Ohatra  7 antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
8 Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. [2.436#]
Voambolana  9 Fitaovam-piasana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02