|
|
|
|

Teny iditra1 antsefaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Halavan-drefy mitovy amin' ny elanelan' ny fanondro sy ny anky, izany hoe mitovy amin' ny voantondro efatra. [1.1]
Voambolana  4 Toerana

Fivaditsoratra  5 antsefaka, 6 fanetsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12