|
|
|
|

Teny iditra1 antsavony
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Levona na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin' ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan' ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hita popòka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4used only with very, lost, as very antsavony, unprofitable expenditure of time and labour, by turning the attention to too many objects; an undecided and wandering state of mind that wastes time without attaining the object sought after.. [1.2]

Fivaditsoratra  5 antsavony, 6 antsovina, 7 ontsinava, 8 tsy vanona, 9 vantsiona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12