|
|
|
|

Teny iditra1 antsangoa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazam-balala heverin'ny olona sasany ho fambara ratsy ny fahitana azy. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4bibikely toy ny valala izay heverin' ny Betsimisaraka ho fambara loza raha hita. [2.165]
5insecte dont la vue annonce le malheur.. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 7 Finoana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 antsangao, 10 antsangoa, 11 atsangano, 12 tangosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02