|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antsaly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-borona toa angano ihany malaza ho tsara feo aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4nom d'un oiseau dont il est beaucoup parlé dans les légendes. [1.54]
Voambolana  5 Finoana

Teny iditra (2/2)6 antsaly
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Feon-kira ritsohina amin' ny valiha; hira mitoreoreo. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  10 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  11 antsaly, 12 latsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19