|
|
|
|

Teny iditra1 antsakaina
Fototeny  2ntsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be drawn or fetched (of water). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on puise à la fontaine. [1.3#749, 1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02