|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 an-tsafelika |
| Singan-teny | 2any, 3safelika |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tsy mivantaha, miolaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avec des détours.
[1.3] |
| Ohatra |
7 an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo
[1.1]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|