|
|
|
|

Teny iditra1 antontam-bary
Singan-teny  2antonta, 3vary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5riz en pignon, en tas. [1.3]
6(de antonta : riz) Riz coupé et posé en gerbes sur les digues des rizières, après la moisson, riz en meules.. [Merina] [1.196]
Ohatra  7 Atao eo afovoan' ny famoloana ny antontam-bary hovelezina, ary amelana tokotany manedidina, tokony ho 2 na 3 m. [1.38]
Voambolana  8 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12