|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 antomboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3trano tsy misy rindrina eny amin'ny tavy izay hipetrahana mandrapahavita ny vary.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 Antomboka |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6autre nom de Diégo-Suarez (lòvoko)..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 8 antomboka, Antomboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|