|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antoandrotoandro |
| Fototeny | 2antoandro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470#99]
5 Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [4.12] |
| Tsipelina hafa | 6antoantoandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|