|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antima
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazan-gidro. [Betsimisaraka] [1.78]
4karazana varika mifandray indrindra amin' ny simpona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a species of lemur. [1.2]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  7 Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  8 Ny Gidro

Teny iditra (2/2)9 antima
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Olona ratsy tarehy aoka izany. [1.1]

Fivaditsoratra  12 antima, 13 manaty, 14 matañy, 15 mitana, mitanà, 16 tamany, 17 tamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02