|
|
|
|

Teny iditra1 antilimbohitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo.
4Mpiambina na mpitsikilo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19