|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antidote    
Sokajin-teny  2 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  3odi-poizina. [1.4.mg#39, 1.9.mg#17]
4fandresam-poizina. [1.4]
5famonoana poizina. [1.9.mg#17]
6fiarovana. [1.4.mg#39, 1.9.mg#17]
Ohatra  7 Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny fanaovan-taozavatra no fiarovana ny fahasorisorena) [1.4#39]
8 Le travail est un antidote contre l'ennui (Ny miasa dia fiarovana amin' ny fahamonamonainana noho ny tsy fisian' ny atao) [1.9#17]

Teny iditra (2/2)9 Antidote    
Sokajin-teny  10 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  11 Haisoratra
Mpanoratra  12Rabemananjara Jacques

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12