|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antenimiera |
| Singan-teny | 2teny, 3miera |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha.
[1.1] 6andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7assemblée.
[1.13, 1.5] |
| Tovy hevitra | 8komity |
| Mpanahaka | 9 komity |
| Kamban-teny rehetra | 10antenimieran' ny fifampifehezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|