|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antenaina |
| Fototeny | 2antena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy.
5Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita. 6Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be hoped for.
[1.2, 1.7] 8to be expected. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on espère, qu'on attend.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
10 Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy.
[2.285]
11 Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27] 12 antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. [2.298] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 antenaina, 20 atiñanañe, 21 ientanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|